Ikaretsakka

Resaka mangina (my daily reflexions)

ikaretsaka | 11 Desambra, 2006 03:48

efa noraisiko ato am-poko tanteraka andriamanitra fa tsy najanoko ao anaty baiboliko .. izay no finoako ary voiziko sy fihiniko mafy koa..

ny foko no miteny [izay entanin'ny fanahy masina noraisiko t@ sakramenta isankarazany] rehefa asainao miresaka momba an'andriamanitra aho...
fa tsy handeha aloha aho hiteny hoe "nankaiza ny baiboliko teto"

Raha eo ilay baiboliko tsara, raha tsy eo izy .. tsy maninona!

Izay ny finoako , ianaro ho anao raha tsara, avelao ho ahy irery raha hitanao fa tsy mety.

Mihaona isika any ananonanona any, raha samy ho any indray!
«Mialoha   1 2 3
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb