Ikaretsakka

Categorie: Ny eritreritro, isan'andro

Purgatory

[written in 1997] Paoly : Hey Dante! What is this nonsense about purgatory [spoken with a grimace] that you Catholics teach? Haven't you read that "to be absent from the body is to be present with the Lord" (2 Cor 5:8)? Dante the Catholic: First of all,...

Mompera o?

Sombiny t@ resadresakay sy i Lazadaddy(forum serasera) Lazadaddy: fa maninona moa  ianao no mila "mompera?" izaho: diniho ity " Raha tianao hafana ny Rano, dia mila vilany ianao, manelanelana ilay Rano sy ny afo"!

Ny fijeriko azy

Ny mahatonga ny olona ho malahelo sy sahirana, dia matetika izy ireny no tsy tonga saina! Amiko ireny ohatran'ny manofy mitsangana izany mandeha eo @ lalan'ny fiainana, tsy hitany ny zava-misy marina @ maha zava misy marina azy, fa amina alalana  zavatra natakona azy, ohatran'ny...

Mamono fotoana

Mamono(mandany fotoana) Ahoana tokoa moa no handaniako ny fotoana? hmmm andraso hoe isaiko: Amin'ny fitaintainana momban'ireo zavatra marobe  izay tsy hananako control ve? Ohatra hoe ny anio, ny ho avy Amin'ny fitazonako ny Ambom-poko, ny hatezarako, ny lolom-poko,...

tanjon'ny fiainana

Ny tanjon'ny fiainantsika dia ny Hiaina mandrakizay miaraka amin'Andriamanitra. Andriamanitra... izay nanome antsika ny fiainana Ny famaliana fitiavana n no mamela ny fiainan'Andriamanitra hikoriana sy hiboiboika tsisy fetra ao anatintsika Ny zavatra rehetra eto amin'ity tany ity dia...

Jereo ange

Raha ny tena izy dia avy  ao anatinao ao sy avy any aminao ihany anie ny negative feelings nao rehetra, fa tsy tena avy any @ realite Noho izany aza miezaka akory hanova ny zavamisy. Adalana be izany! Ajanony ny fihezahana hanova olon-kafa. Manjary lany fotsiny amin'ny fanovana ny zavamisy...

Mitoriteny?

...raha izaho no asainao mitoriteny dia tsyhoe andriamanitra mpanasazy na hoe mibebaha no voiziko voalohany fa ny fitiavan'Andriamanitra antsika amin'ny mahaolombelona antsika : zany hoe ny fanovany ny fiainantsika hisy zavatra positive eo anivontsika, ny fampaherezana antsika amin'ny...
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb