Ikaretsakka

Mamono fotoana

ikaretsaka | 06 Septambra, 2007 16:28

Mamono(mandany fotoana)

Ahoana tokoa moa no handaniako ny fotoana? hmmm andraso hoe isaiko:

Amin'ny fitaintainana momban'ireo zavatra marobe  izay tsy hananako control ve? Ohatra hoe ny anio, ny ho avy

Amin'ny fitazonako ny Ambom-poko, ny hatezarako, ny lolom-poko, mihoatra noho ireo zavatra nandratra ahy ve? na ny tena real na ny ni imagine-ko?

Amin'ny fialana pas ny Andavanandroko ve? na ..izay antsoiko fahatany hoe andavanandroko?

Amin'ny maha concerner ahy amin'ny hoe inona no zavatra misy hazahoako zavatra ho ahy, nohon'ny hoe inona no ato amiko, sy ezaka hataoko,  mba  hazahoako io zava misy io?

Amin'ny mahatonga ahy  tsy handinika sy hankafy ny zava misy amin'ny maha zava misy azy , nohon'ny fanaovako  hoe tokony ho izao, mety ho izao, afaka lasa ho izao?

 ireo no fandaniako ny fotoanako.

Ilay jesoa anefa tsy namono fotoana, fa Aina  no natolony ho an'ny fotoana
Ny azy
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb