Categorie: Ny Kônfesiko
HO an'ilay namako izay, Eny, Katôlika aho, "Katolika Romanina" raha izay no tiatianao kokoa. Mino aho fa Ratsambatan'i Kristy ny Fiangonana, Mino aho fa ny Papa no solontenan'i Kristy sy Apostoly (vicaire toy ny nataon'i Md Piera) eto an tany ,...
Asa na fitarian'ny Fanahy masina na kisendrasendra, fa aleoko atao fotsiny hoe "divine providence" Nisy fotoana nahatonga ahy ho  "mpianatra" baiboly. Ny marimarina kokoa aza dia nisy fotoana aho nino fa ny Baiboly "ihany" no tokony arahina sy...