Categorie: Ny eritreritro, isan'andro
[written in 1997] Paoly : Hey Dante! What is this nonsense about purgatory [spoken with a grimace] that you Catholics teach? Haven't you read that "to be absent from the body is to be present with the Lord" (2 Cor 5:8)? Dante the Catholic: First of all,...
Sombiny t@ resadresakay sy i Lazadaddy(forum serasera) Lazadaddy: fa maninona moa ianao no mila "mompera?" izaho: diniho ity " Raha tianao hafana ny Rano, dia mila vilany ianao, manelanelana ilay Rano sy ny afo"!
Ny mahatonga ny olona ho malahelo sy sahirana, dia matetika izy ireny no tsy tonga saina! Amiko ireny ohatran'ny manofy mitsangana izany mandeha eo @ lalan'ny fiainana, tsy hitany ny zava-misy marina @ maha zava misy marina azy, fa amina alalana zavatra natakona azy, ohatran'ny...
Mamono(mandany fotoana) Ahoana tokoa moa no handaniako ny fotoana? hmmm andraso hoe isaiko: Amin'ny fitaintainana momban'ireo zavatra marobe izay tsy hananako control ve? Ohatra hoe ny anio, ny ho avy Amin'ny fitazonako ny Ambom-poko, ny hatezarako, ny lolom-poko,...
Ny tanjon'ny fiainantsika dia ny Hiaina mandrakizay miaraka amin'Andriamanitra. Andriamanitra... izay nanome antsika ny fiainana Ny famaliana fitiavana n no mamela ny fiainan'Andriamanitra hikoriana sy hiboiboika tsisy fetra ao anatintsika Ny zavatra rehetra eto amin'ity tany ity dia...